- 
	                        
            
            Levitikosy 11:32, 33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
32 “‘Haloto izay zavatra ilatsahan’ny fatin’ireny, na fitaovana vita amin’ny hazo izany, na akanjo, na hoditra, na lamba gony. Tokony hatsoboka ao anaty rano izay zavatra nilatsahan’ireny, ka haloto mandra-paharivan’ny andro. Hadio ilay izy avy eo. 33 Raha siny tanimanga no ilatsahan’ny fatin’ireny, dia hopotehinareo ilay izy ary haloto izay ao anatiny.+
 
 -