-
Levitikosy 14:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 “Hanasa ny akanjony ilay olona midio, ary hoharatany daholo ny volo amin’ny tenany. Dia handro amin’ny rano izy, ka hadio. Afaka miditra ao an-toby izy avy eo, nefa mbola hijanona fito andro eo ivelan’ny tranolainy.
-