- 
	                        
            
            Eksodosy 19:15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
15 Dia niteny tamin’ny vahoaka i Mosesy hoe: “Miomàna mba ho vonona ianareo amin’ny andro fahatelo. Ary aza manao firaisana.”*
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            1 Samoela 21:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Ary hoy i Davida tamin’ilay mpisorona: “Tsy nikasi-behivavy mihitsy izahay hoatran’ny efa fanaonay teo aloha rehefa nivoaka hiady.+ Efa masina ireo tovolahy ireo na dia asa tsotsotra aza no anirahana azy. Koa tsy vao mainka tokony ho masina ve ry zareo androany?”
 
 -