-
Levitikosy 15:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary izay mikasika zavatra teo ambanin’ilay olona, dia haloto mandra-paharivan’ny andro. Hanasa ny akanjony izay mitondra an’ireo zavatra ireo, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.
-