-
Levitikosy 15:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Tokony hanasa ny akanjony izay olona mikasika ny fandrianan’ilay vehivavy, ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro ilay olona.
-