-
Levitikosy 15:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Haka domohina roa na zana-boromailala roa izy amin’ny andro fahavalo,+ ka hankeo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny fidirana amin’ny tranolay fihaonana. Ary homeny ny mpisorona izany. 15 Dia hanolotra an’izany ny mpisorona, ka ny vorona iray ho fanatitra noho ny ota ary ny iray ho fanatitra dorana. Ary ny mpisorona handrakotra ny fahotan’ilay olona eo anatrehan’i Jehovah, noho izy nivoaka tsiranoka.
-