31 Dia hesoriny daholo ny tavin’ilay fanatitra,+ hoatran’ny nanesorana ny tavin’ny sorona iombonana.+ Hodorany eo ambony alitara izany mba hidona-tsetroka, ho hanitra mahafinaritra an’i Jehovah. Ary handrakotra ny fahotan’ilay olona ny mpisorona, ka ho voavela ny helony.