- 
	                        
            
            Nomery 4:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
19 Ataovy tsara kosa ny andraikitrareo, mba ho velona foana izy ireo fa tsy ho faty rehefa manatona an’ireo zavatra masina indrindra.+ Hiditra i Arona sy ny zanany lahy, ka hilaza amin’ny tsirairay ny fanompoana hataony sy izay tokony holanjainy. 20 Tsy tokony hiditra hijery an’ireo zava-masina ny Kehatita na dia indray mipy maso aza, sao ho faty.”+
 
 -