-
Eksodosy 30:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Koa hisasa amin’ny rano izy ireo mba tsy ho faty rehefa miditra ao amin’ny tranolay fihaonana, na rehefa manatona ny alitara mba hanompo ka handoro fanatitra atao anaty afo mba hidona-tsetroka ho an’i Jehovah.
-