FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 “Izao no halainy avy amin’ny vahoakan’Israely:+ Osilahy kely roa ho fanatitra noho ny ota, sy ondrilahy iray ho fanatitra dorana.

  • Hebreo 2:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Tsy maintsy lasa hoatran’ireo “rahalahiny” tamin’ny lafiny rehetra+ àry izy, mba ho lasa mpisoronabe mamindra fo sy mendri-pitokisana eo amin’ny fanompoana an’Andriamanitra. Amin’izay izy dia ho afaka hanolotra sorona fampihavanana,*+ dia sorona noho ny fahotan’ny olona.+

  • Hebreo 5:1-3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Alaina avy amin’ny olona ny mpisoronabe, ary tendrena hanompo an’Andriamanitra+ mba hahasoa ny olona. Amin’izay izy ho afaka hanolotra fanomezana sy sorona noho ny ota.+ 2 Mahay mangoraka an’izay* tsy mahalala na inona na inona sy manao fahadisoana* izy. Izy koa mantsy mba miady amin’ny* fahalemeny. 3 Tsy maintsy manao fanatitra noho ny fahotana nataony koa àry izy, hoatran’ny ataony rehefa manao fanatitra noho ny fahotan’ny vahoaka.+

  • Hebreo 9:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Jaona 2:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara