Hebreo 6:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Hebreo 9:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Tao ambadik’ilay ridao faharoa+ kosa no nisy an’ilay efitra nantsoina hoe Masina Indrindra.+ Hebreo 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ny mpisoronabe irery anefa no miditra ao amin’ilay efitra faharoa, indray mandeha isan-taona.+ Ary tsy miditra ao izy raha tsy mitondra ra,+ izay atolony noho ny fahotany+ sy noho ny fahotana nataon’ny vahoaka+ vokatry ny tsy fahalalan’izy ireo. Hebreo 10:19, 20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.
7 Ny mpisoronabe irery anefa no miditra ao amin’ilay efitra faharoa, indray mandeha isan-taona.+ Ary tsy miditra ao izy raha tsy mitondra ra,+ izay atolony noho ny fahotany+ sy noho ny fahotana nataon’ny vahoaka+ vokatry ny tsy fahalalan’izy ireo.
19 Sahintsika àry,* ry rahalahy, ny hiditra eo amin’ilay lalana mankao amin’ny toerana masina,+ noho ny ran’i Jesosy. 20 Nosokafany* ho antsika izany lalana izany, tamin’izy nandalo teo amin’ilay ridao,+ izany hoe ny nofony.