FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 16:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Hataon’i Arona antsapaka ireo osilahy roa, ka ny iray ho an’i Jehovah ary ny iray ho an’i Azazela.*

  • Levitikosy 16:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Hametraka ny tanany roa eo amin’ny lohan’ilay osilahy velona i Arona, sady hiaiky ny fahadisoana rehetra sy ny fandikan-dalàna rehetra ary ny fahotana rehetra nataon’ny Israelita. Dia hataony eo amin’ny lohan’ilay osilahy izany rehetra izany.+ Ary halefany any an-tany efitra ilay osilahy, ka lehilahy iray efa voatendry* no hitarika azy io.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara