FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Fa ity no* rako,+ dia ‘ny ran’ny fifanekena’+ izay halatsaka mba hahasoa olona maro,+ ka ho voavela ny fahotan’izy ireo.+

  • Romanina 3:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Romanina 5:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ankoatra izany, dia efa nambara hoe olo-marina isika izao noho ny ran’i Kristy,+ ka matoky fa hovonjena amin’ny alalany mba tsy hiharan’ny fahatezeran’Andriamanitra.+

  • Efesianina 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Io Zanany io no nampiasaina mba hanafahana antsika amin’ny alalan’ny vidim-panavotana, ka nahazoantsika famelan-keloka+ noho ny rany.+ Tena lehibe mantsy ny hatsaram-panahy miavaka asehon’Andriamanitra.

  • Hebreo 9:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Hebreo 13:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Noho izany, dia nijaly tany ivelan’ny vavahadin’ny tanàna koa i Jesosy,+ mba hohamasininy amin’ny alalan’ny rany ny vahoaka.+

  • 1 Petera 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy nohamasinin’ny fanahy masina,+ mba hankatò sy mba hofafazana ny ran’i Jesosy Kristy,+

      Enga anie ianareo hanehoana hatsaram-panahy miavaka* sy hahazo fiadanana betsaka kokoa!

  • 1 Jaona 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Apokalypsy 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara