Deoteronomia 12:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Aza hanina anefa ny rany.+ Tokony hararakao amin’ny tany toy ny rano ilay izy.+ Deoteronomia 15:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Aza hanina anefa ny rany,+ fa araraho amin’ny tany toy ny rano.+