Eksodosy 22:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany. Deoteronomia 14:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
31 “Tokony ho vahoaka masina ho ahy ianareo.+ Ary aza mihinana hena efa noviravirain’ny bibidia tany an-tsaha,+ fa atsipazo ho an’ny alika izany.