-
Deoteronomia 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 “Henoy, ry Israely, ny fitsipika sy ny didim-pitsarana ampianariko anareo, dia ankatoavy. Amin’izay ho velona ianareo,+ ka hiditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitry ny razambenareo anareo, ary haka an’izany ho anareo.
-