Levitikosy 20:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’ny rahalahin-drainy, dia manala baraka ny rahalahin-drainy.*+ Hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy mianaka, ary ho faty tsy miteraka.
20 Ny lehilahy manao firaisana amin’ny vadin’ny rahalahin-drainy, dia manala baraka ny rahalahin-drainy.*+ Hizaka ny vokatry ny fahadisoany izy mianaka, ary ho faty tsy miteraka.