Levitikosy 20:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vinantovaviny, dia tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo. Tsy fanao voajanahary izany nataon’izy ireo izany. Izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+
12 Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vinantovaviny, dia tsy maintsy vonoina ho faty izy ireo. Tsy fanao voajanahary izany nataon’izy ireo izany. Izy ireo ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.*+