-
Levitikosy 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Ary raha misy lehilahy manao firaisana amin’ilay vehivavy, ka mahakasika an’ilay lehilahy ny ra avy amin’ny fadimbolany,+ dia haloto fito andro ilay lehilahy ary haloto izay fandriana atoriany.
-
-
Levitikosy 20:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny vehivavy tonga fotoana, dia samy mampihanjahanja ny fivoahan’ny ran’ilay vehivavy izy roa.+ Koa tsy maintsy haringana tsy ho anisan’ny fireneny izy ireo.
-