-
Levitikosy 16:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Ary hafafiny impito eo ambony alitara, amin’ny rantsantanany iray, ny ra sasany. Dia hodioviny sy hohamasininy ilay alitara mba ho afaka amin’ny fahalotoana vokatry ny nataon’ny Israelita.
-