FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 20:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Aza manao tsinontsinona ny anaran’i Jehovah Andriamanitrao,+ fa tsy havelan’i Jehovah ho afa-maina izay manao tsinontsinona ny anarany.+

  • Matio 5:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 “Efa henonareo koa fa nolazaina tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mianiana nefa avy eo tsy manatanteraka,+ fa tsy maintsy efainao ny voady nataonao tamin’i Jehovah.’*+

  • Matio 5:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Jakoba 5:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ambonin’ny zava-drehetra, ry rahalahiko, dia aza mianiana intsony, na amin’ny lanitra izany, na amin’ny tany, na amin’ny zavatra hafa. Fa rehefa “Eny” ny teninareo dia eny, rehefa “Tsia” dia tsia,+ sao ianareo homelohina.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara