- 
	                        
            
            Deoteronomia 22:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
9 “Aza mamafy voa roa karazana eo amin’ny tanimboalobokao,+ sao dia halaina ho an’ny toerana masina daholo ny vokatra avy amin’ny voa afafinao sy ny vokatry ny tanimboalobokao.
 
 -