Levitikosy 21:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ilazao ireo mpisorona zanakalahin’i Arona hoe: ‘Tsy tokony hisy amin’izy ireo handoto ny tenany rehefa misy maty eo amin’ny fireneny.*+ Levitikosy 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
21 Hoy koa i Jehovah tamin’i Mosesy: “Ilazao ireo mpisorona zanakalahin’i Arona hoe: ‘Tsy tokony hisy amin’izy ireo handoto ny tenany rehefa misy maty eo amin’ny fireneny.*+