Levitikosy 20:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+ Deoteronomia 18:10-12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 1 Tantara 10:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+ Isaia 8:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
6 “‘Raha misy olona mivadika amiko* satria lasa maka hevitra any amin’ny mpamoha angatra+ na any amin’ny mpilaza ny hoavy,+ dia tena hanameloka an’izany olona izany aho ary haringako tsy ho eo amin’ny fireneny izy.+
13 Dia maty i Saoly satria nivadika tamin’i Jehovah. Tsy nankatò ny tenin’i Jehovah+ mantsy izy sady nanontany mpamoha angatra,+