- 
	                        
            
            Levitikosy 9:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
8 Nanatona teo amin’ny alitara avy hatrany i Arona, ka namono ny zanak’omby atao fanatitra noho ny ota, izay natolotra ho an’ny tenany.+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Levitikosy 9:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
10 Nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka ny tavin-kena sy ny voa ary ny jabora teo amin’ny atiny, izay samy avy tamin’ilay fanatitra noho ny ota, araka ny didy nomen’i Jehovah an’i Mosesy.+
 
 -