-
Eksodosy 31:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 “Mitenena amin’ny Israelita hoe: ‘Tandremo tsara ny sabatako+ satria izany no famantarana eo amiko sy aminareo, hatramin’ny taranakareo fara aman-dimby, mba hahafantaranareo fa izaho Jehovah no manamasina anareo.
-
-
1 Tesalonianina 5:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Enga anie ilay Andriamanitry ny fiadanana mihitsy no hanamasina tanteraka anareo! Ry rahalahy, enga anie ilay toe-tsaina sy fiainana ary vatana iraisanareo ka samy tsy hisy kilema amin’ny lafiny rehetra, sady tsy hisy tsiny mihitsy amin’ny fanatrehan’i Jesosy Kristy Tompontsika!+
-