FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 “Izay manozona ny rainy na ny reniny, dia tsy maintsy hovonoina ho faty.+

  • Deoteronomia 27:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “‘Voaozona izay manao tsinontsinona ny rainy na ny reniny.’+ Dia hamaly ny olona rehetra hoe: ‘Amena!’

  • Ohabolana 20:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Izay manozona ny rainy sy ny reniny,

      Dia ho faty ny jirony rehefa tonga ny alina.+

  • Matio 15:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nilaza, ohatra, Andriamanitra hoe: ‘Hajao ny rainao sy ny reninao’,+ sy hoe: ‘Tokony hovonoina ho faty izay mamingavinga* ny rainy na ny reniny.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara