-
Eksodosy 29:44Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
44 Dia hohamasiniko ny tranolay fihaonana sy ny alitara. Ary hohamasiniko i Arona sy ireo zanany lahy+ mba hanaovany ny asan’ny mpisorona eo anatrehako.
-