Levitikosy 18:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah. Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Levitikosy 22:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny Israelita aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+
21 “‘Aza misy atolotra* ho an’i Moleka ny taranakao.+ Aza zimbazimbaina hoatr’izany ny anaran’Andriamanitrao.+ Izaho no Jehovah.
32 Aza zimbazimbaina ny anarako masina,+ fa hohamasinina eo anivon’ny Israelita aho.+ Izaho no Jehovah izay manamasina anareo,+