Levitikosy 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “‘Aza manala baraka ny zanakao vavy ka mandefa azy hivaro-tena,+ sao hivaro-tena koa ny mponina ao amin’ilay tany ka hanjaka ny fitondran-tena baranahiny.+
29 “‘Aza manala baraka ny zanakao vavy ka mandefa azy hivaro-tena,+ sao hivaro-tena koa ny mponina ao amin’ilay tany ka hanjaka ny fitondran-tena baranahiny.+