-
Nomery 19:6, 7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Ary haka rantsankazo sedera sy hysopa*+ ary kofehy mena midorehitra ilay mpisorona, dia hatsipiny ao amin’ilay afo andoroana an’ilay ombivavy izany. 7 Avy eo dia hanasa ny akanjony ilay mpisorona dia handro amin’ny rano, izay vao mahazo miditra ao an-toby. Haloto mandra-paharivan’ny andro anefa izy.
-