Eksodosy 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Tsy hosarahina amin’ny reniny izy mandritra ny fito andro, fa homenao ho ahy kosa izy amin’ny andro fahavalo.+
30 Izao no tokony hataonao amin’ny omby aman’ondrinao:+ Tsy hosarahina amin’ny reniny izy mandritra ny fito andro, fa homenao ho ahy kosa izy amin’ny andro fahavalo.+