FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 19:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Koa ankatoavy sy araho ny fitsipiko rehetra sy ny didim-pitsarako rehetra.+ Izaho no Jehovah.’”

  • Nomery 15:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Amin’izay dia hotadidinareo sy hankatoavinareo ny didiko rehetra, ka ho masina eo anatrehan’ilay Andriamanitrareo ianareo.+

  • Deoteronomia 4:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Araho ny fitsipiny sy ny didiny izay andidiako anao anio, mba handeha tsara foana ny fiainanao sy ny an’ny taranakao. Dia ho ela velona eo amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara