- 
	                        
            
            Levitikosy 7:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 “‘Izao kosa no lalàna momba ny sorona iombonana+ azon’ny olona atolotra ho an’i Jehovah:
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Levitikosy 7:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
13 Hatolotra miaraka amin’ny mofo boribory* misy lalivay ilay fanatitra, ary hatolotra miaraka amin’ny sorona iombonana atao sorona fisaorana.
 
 -