-
Deoteronomia 31:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Nandidy azy ireo koa i Mosesy hoe: “Isaky ny fito taona, izany hoe amin’ny fotoana voatondro amin’ny taona famelana trosa,*+ mandritra ny Fetin’ny Trano Rantsankazo,*+ 11 rehefa mankeo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ any amin’ny toerana fidiny ny Israely rehetra, dia tokony hovakinareo ho henon’ny Israely rehetra ity Lalàna ity.+
-