-
Eksodosy 23:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa amin’ny taona fahafito kosa, dia tsy hovolenao ilay tany fa havelanao amin’izao fotsiny, ka ny mahantra eo aminao no hihinana an’izay maniry eo. Ary hohanin’ny bibidia izay tsy alain’izy ireo. Izany no hataonao amin’ny tanimboalobokao sy ny sahan’olivanao.
-
-
Levitikosy 25:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Azonareo hanina anefa izay maniry ao amin’ilay tany mandritra ny fotoana hitandremany an’ilay sabata. Mahazo mihinana an’izany ianao, ny mpanompolahinao sy ny mpanompovavinao, ny olona karamainao, ny mpiavy monina eo aminao,
-