-
Levitikosy 27:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa raha hamasininy aorian’ny Jobily kosa ilay taniny, dia hanao kajy ny mpisorona hamantarana ny vidin’ilay tany. Ho arakaraka ny taona tavela mandra-pahatongan’ny taon-jobily manaraka ny vidiny. Dia hahenany ny vidiny nanombanana an’ilay tany.+
-