FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Fa hisy sabata fialan-tsasatra tanteraka ho an’ilay tany kosa amin’ny taona fahafito, ho sabata ho an’i Jehovah. Aza amafazana voa ny sahanao, ary aza rantsanana ny voalobokao. 5 Aza jinjaina izay naniry ho azy avy tamin’ny voa tavela taorian’ny fijinjana farany, ary aza otazana ny voan’ny voaloboka tsy norantsanana. Fa tokony hisy taona iray hamelana ny tany hiala sasatra tanteraka.

  • Matio 6:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara