Levitikosy 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “‘Fa raha tsy mahita vola hividianana indray an’ilay tany izy, dia mbola ho an’ilay nividy azy ihany ilay tany mandra-pahatongan’ny taon-jobily.+ Ary haverina aminy izany rehefa tonga ny Jobily, ka ho azony indray ny lovany.+
28 “‘Fa raha tsy mahita vola hividianana indray an’ilay tany izy, dia mbola ho an’ilay nividy azy ihany ilay tany mandra-pahatongan’ny taon-jobily.+ Ary haverina aminy izany rehefa tonga ny Jobily, ka ho azony indray ny lovany.+