Eksodosy 22:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+ Eksodosy 23:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Levitikosy 19:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.
21 “Aza mampijaly na mampahory ny olona avy amin’ny firenen-kafa,+ fa mba efa nivahiny tany Ejipta ihany ianareo.+
18 Manome rariny ho an’ny kamboty ray sy ny mpitondratena izy,+ sady tia vahiny+ ka manome azy sakafo sy akanjo.