FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:26, 27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Raha tsy manana mpanavotra kosa izy nefa lasa manankarena ka mahazo vola hanavotana an’ilay tany, 27 dia hanisa an’ireo taona nanomboka tamin’ny nivarotany azy izy, mba hahafantarany hoe ohatrinona no tokony ho vidin’ilay tany. Dia hampifanalany amin’ny vidiny namarotany azy izany, ary haloany amin’ilay olona namarotany azy ny elanelany. Dia afaka mahazo ny lovany indray izy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara