- 
	                        
            
            Levitikosy 25:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
40 Ataovy toy ny mpikarama na toy ny mpiavy izy.+ Hiasa ao aminao izy mandra-pahatongan’ny taon-jobily.
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            Kolosianina 4:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
4 Ianareo tompo, manaova ny rariny sy ny hitsiny amin’ny mpanomponareo, satria fantatrareo fa ianareo koa mba manana Tompo any an-danitra.+
 
 -