29 “Koa satria zanak’Andriamanitra* isika,+ dia tsy tokony hieritreritra an’Andriamanitra ho toy ny zavatra vita amin’ny volamena na volafotsy na vato, na hoatran’ny sary sokitra noforonin’ny olombelona sy niangaliany.+
4 Ny amin’ny fihinanana sakafo atolotra ho an’ny sampy, dia fantatsika fa tena tsinontsinona ny sampy,+ ary tsy misy Andriamanitra afa-tsy iray ihany.+