-
Daniela 3:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Fa na tsy hamonjy anay aza anefa izy, dia tianay ho fantatrao fa tsy hanompo an’ireo andriamanitrao izahay, ry mpanjaka ô, sady tsy hivavaka amin’ilay sarivongana volamena natsanganao.”+
-
-
1 Korintianina 10:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Koa andosiro ny fanompoan-tsampy,+ ry malala.
-