Mika 4:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia samy hipetrapetraka* eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny izy ireo,+Ary tsy hisy hampatahotra azy,+Satria i Jehovah* Tompon’ny tafika no efa niteny.
4 Dia samy hipetrapetraka* eny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny izy ireo,+Ary tsy hisy hampatahotra azy,+Satria i Jehovah* Tompon’ny tafika no efa niteny.