-
Levitikosy 16:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 “Dia hivoaka avy ao izy ka hankeo amin’ilay alitara+ eo anatrehan’i Jehovah, ary handrakotra ny fahotan’izy io. Hakany ny ran’ilay omby sy ny ran’ilay osilahy, ka hahosony eo amin’ireo tandroky ny alitara eo amin’ny zorony efatra.
-