-
1 Mpanjaka 18:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Omeo vantotr’ombilahy roa izahay, dia avelao ry zareo hifidy vantotr’ombilahy iray, dia horasarasainy ilay izy ary hapetrany eo ambony kitay. Tsy tokony hasiana afo anefa ilay izy. Izaho kosa hikarakara an’ilay vantotr’ombilahy iray, ka hametraka azy eo ambony kitay. Tsy hasiako afo koa anefa ilay izy.
-