Isaia 24:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Rava àry ilay tany satria voaozona,+Ary meloka ny mponina ao. Mihena koa ny isan’ny mponina ao,Ka vitsy kely ny olona sisa tavela.+
6 Rava àry ilay tany satria voaozona,+Ary meloka ny mponina ao. Mihena koa ny isan’ny mponina ao,Ka vitsy kely ny olona sisa tavela.+