Deoteronomia 28:65 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 65 Tsy hiadana mihitsy ianao any amin’ireo firenena ireo,+ sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mitebiteby ny fonao any,+ sady ho reraka ny masonao ary ho kivy be ianao.+
65 Tsy hiadana mihitsy ianao any amin’ireo firenena ireo,+ sady tsy hahita toerana hametrahanao ny faladianao. Hataon’i Jehovah mitebiteby ny fonao any,+ sady ho reraka ny masonao ary ho kivy be ianao.+