Eksodosy 20:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Nomery 14:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 ‘Tsy mora tezitra i Jehovah sady tena be fitiavana sy tsy mivadika,*+ ary mamela fahadisoana sy heloka, kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy an’izay meloka, fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny rainy ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+
18 ‘Tsy mora tezitra i Jehovah sady tena be fitiavana sy tsy mivadika,*+ ary mamela fahadisoana sy heloka, kanefa sanatria azy ny tsy hanasazy an’izay meloka, fa hosaziny noho ny fahadisoan’ny rainy ny zanany sy ny zafikeliny ary ny zafiafiny.’+